Entrée | indray mitono valala | |
Mots élémentaires | indray ; mitono ; valala | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Halavam-potoana mitovy amin' ny fotoana ahamasahan' ny valala atono amin' ny afo (eo amin' ny roa minitra eo) [1.1] | |
Explications en anglais | In a moment ; lit. as long as the frying of a locust. [1.2] | |
Vocabulaire | Temps | |
Mis à jour le 2023/05/23 |